FANANGANANA TRANO FIANGONANA
A propos de cette cagnotte
faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo, ho fanohizana ny foto-drafitrasa eto amin'ny fiangonana Ankazobe Bypass dia manao izao cagnotte izao izahay, manantena ny fahatsoram-ponareo, ho tahiana ny ho hambinina hatrany anie, hankasitrahana izay foinareo tompoko, Misaotra



Ici, vous pouvez apporter votre contribution à la cagnotte en cliquant sur "Je Participe" :
- Les participations sont libres.
- Le site est entièrement sécurisé.
Vous pourrez à l’issue de votre don laisser un message texte ou vidéo qui pourra être partagé au bénéficiaire de la cagnotte.
Merci à tous.